plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/13/21.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 21 Rehefa nizaka an'izany Jesosy, da nangitakitaky gne fagnahiny. Nagnambara Izy sady nizaka hoe: "Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry fa hisy raiky aminareo hamadiky Anà." \v 22 Nifagnety indreo mpianatriny, nagnontany tegna hoe ia izany nozakainy zany.