plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/13/19.txt

1 line
276 B
Plaintext

\v 19 Zakaiko aminareo am'izao izany mialohan'e hiboahany mba rehefa mibôky izany, da mety hino anareo fa Iao gne Izy. \v 20 Zakaiko aminareo, marina, da marina tokôtry, fa gne mandray e nirahiko, da mandray Anà, da izay mandray Anà, da mandray Anazy izay nagniraky Anà."