plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/13/12.txt

1 line
514 B
Plaintext

\v 12 Ka rehefa avy nanasa gne tongotrin-dreo Jesosy sy nangala gne lambany da nipetraky indraiky, da hoy Izy tamindreo hoe: "Fantatrinareo me gne naniko hoa anareo? \v 13 Angianareo Iao hoe 'mpampianatry' sy 'Tompo' da marigny gne nizakainareo, satria izany marina Iao. \v 14 F'izy ra Iao,sady Tompo no Mpampianatry,no nanasa gne tongotry nareo, anareo avokoa da tokony hifanasa gne tongotry nareo. \v 15 Satria efa nagnome ohatry ho anareo Iao da mba tokony hagnano akô izay naniko ho anareo avokoa anareo.