plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/13/06.txt

1 line
551 B
Plaintext

\v 6 Nagnantogny an'i Simona Petera Izy, da hoy I Petera taminazy hoe: "Tompo, hanasa gne tongotriko me Anao?"\v 7 Jesosy namaly Anazy da nizaka taminazy hoe: "Gne raha aniko da mbola tsy hoazonao am'izao e dikany, fa ho azonao avao izany afara agny." \v 8 Hoy I Petera taminazy hoe: "Tsy anasa gne tongotriko mihintsy Anao." Jesosy namaly Anazy hoe: "Raha tsy manasa gne tongotrinao Iao, da tsy managny anjara aminà atoa anao." \v 9 Hoy I Simona Petera taminazy hoe: "Tompo, ka gne tongotriko avao gne sasagny, fa gne tegnako sy gne lohako avakoa."