1 line
407 B
Plaintext
1 line
407 B
Plaintext
\v 3 Izy da nahafantatry gne fa raha marobe da efa napetrak'e Ray tam-pelatagnany ary Izy da avy amin'Andriamanitry da niverigny amin'Andriamanitry. \v 4 Nitsangagny Izy tame nisakafo da nangalaky gn'akanjony ivelany. Ave teo Izy nangala lamba da nisafotry anizany. \v 5 Avy teo da nandraraky rano tagnatin'e siny Izy da nanomboky nanasa gne tongotrin' e mpianatry da namafa andreo tamin'e lamba nirakofany. |