plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/12/34.txt

1 line
626 B
Plaintext

\v 34Gne fokon'olo namaly an'Azy hoe: "Regninay tame lalagny fa Kristy da hijanogny mandrakizay. Akognaia gn'afahanao mizaka hoe: 'Gne Zanak'olo da tsy maintsy hasandratry'? Iza izany Zanak'olo izany?" \v 35Avy eo Jesosy nizaka andreo ho: "Gne hazavagny da mbola hiaraky aminareo mandritry gne fotoagny foiky. Mandehana dieny mbola managny hazavagny, mba tsy hafahan'e hizigny mialoha anareo. Izay mandeha ame hizigny da tsy mahalala gne lalagny andehanany. \v 36Raha mbola managny gn'hazavagny anareo, da minoa an'izany mba ho zanak'e hazavagny anareo. ''Jesosy nizaka an'io raha io sady avy eo da tsy hita sady nifiny andreo