|
\v 23Jesosy namaly andreo ka nagnano hoe: "Efa avy gne fotoagny hagnomezagny voninahitry gne Zanak'Olo. \v 24Zakaiko aminareo, marigny, da marigny tokotry, fa raha latsaky ame tany gne akotry ka maty , da mipetraky ame tegnany raiky izany; fa raha maty izany, da hamokatry be. |