plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/56.txt

1 line
308 B
Plaintext

\v 56 tady an'i Jesosy indreo, da nijoro teo ame tempoly nifampiresaky hoe: "Inona no eritreretinareo? Hoe tsy ho tonga ame andro firavoravoagny ve Izy?" \v 57 Ary efa nagnome baiko e lohagn'e mpisorogny sy e Fariseo fa Raha misy mahalala ny misy an'i Jesosy, da tokony mizaka izy mba hisamborin'izy reo Azy.