plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/54.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 54 Ary Jesosy tsy nandeha niharihary tegny amin'ireo Jiosy koa, fa niala teo Izy nankagny ame tany akaikin'ny efitry ho any an-tanàgny atao hoe Efraima. Da nipetraky tao Izy sy reo mpianatry. \v 55 Ary efa akaiky e Pasky gne Jiosy, ary maro tamindreo tagny ivelagn'e tanàgny no niakatry tao Jerosalema mialohagn'e paska mba hagnadio e tegnanareo.