plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/51.txt

1 line
361 B
Plaintext

\v 51 Ary zay nozakainy da tsy nataony ho anazy avao. Fa kosa, noho izy mpisoronabe tamin'io taona io, da naminagny fa tokony ho faty ho an'ny firenegny Jesosy; \v 52 da tsy ho an'ny firenegny fotsiny avao, fa mba hampiraiky ny Zanak'Andriamanitra zay niparitaky koa. \v 53 Ka nanomboky tamin'io andro io da Nagnano tetiky e fomba hamonoagny an'i Jesosy indreo.