\v 45 Avy eo maro tamin'ireo Jiosy zay Tonga tao amin'i Maria sy nahita gne nataon'i Jesosy, no nino Anazy; \v 46 Fa e sanagny tamindreo kosa lasa nandeha nankagny ame Fariseo ary nizaka tamindreo gne raha nataon'i Jesosy.