plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/30.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 30 Da Jesosy tsy mbola Tonga tao an-tànagny fa mbola teo ame toeragny nihaonagn'i Marta taminazy avakoa. \v 31 Noho izany reo Jiosy, zay niaraky taminy tao an-tragno da nampahery anazy, Raha nahita an'i Maria nitsangagny malaky da lasa Niboaky, da nagnaraky anazy, nihevitry fa handeha hitomagny ame fasagny izy. \v 32 Raha Tonga take toeragny nisy an'i Jesosy Maria ka nahita an'Azy, da niankohoky Izy da nizaka taminazy hoe: "Tompo, raha teto anao, da tsy maty gn'anadahiko."