plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/24.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 24 Marta nizaka taminazy hoe: "Fantatriko fa hitsangagny avao izy ame fitsnganagny maty ame andro faragny." \v 25 Da hoy Jesosy taminazy se: "Iao gne fananganagny e maty sady fianagny; zay mino Anaha, ndre da maty aza Izy, da ho velogny; \v 26 ndre ia ndre ia vologny ka mino Anaha da tsy ho faty mandrakizay. Mino zany ve Anao?"