plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/21.txt

1 line
301 B
Plaintext

\v 21 Da nizaka tamin'i Jesosy Marta hoe: "Tompo, Raha teto Anao, da tsy maty gn'anadahiko. \v 22 Nefa na de zao ankehitriny zao aza, da fantatro fa ndre ino ndre ino angatahinao amin'Andriamanitra, da homeny Anao zany." \v 23 Da hoy Jesosy taminazy se: "E anadahinao da hitsangan-ko velogny indmray."