plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/05.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 5 I Jesosy da Tia an'i Marta sy e rahavaviny da Lazarosy. \v 6 Da raha naharegny Jesosy fa marary Lazarosy, da nijanogny roa andro tao ame toeragny nisy anazy Izy. \v 7 da tafaran'izay, da nizaka tamireo mpianatry Izy se: "Andeha isika ho agny Jodia ndraiky."