plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/11/03.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 3 Da reo mpirahavavy nagniraky ologny ho agny amin'i Jesosy, nizaka se: "Tompo, jereo, fa marary ilay tianao." \v 4 Raha regnin'i Jesosy zany, da hoy Izy se: " tsy fahafatesagny iafaragny ty armetigny ty, fa kosa hanehoagny e vininahitr'Andriamanitry mba hanandratagny e Zanak'Andriamanitry ame alaln'izany."