plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/09/26.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 26 Aveo da hoy indreo tamin'azy hoe: "Fa ino gne namboariny taminao? Ahoana gne fomba nampahiratany gne masonao?" \v 27 Da namaly izy hoe: "Efa nambarako taminareo, fa tsy niteno anareo! Ka nahoana ianareo gne te- hiteno zany koa? Te ho isan'ny mpianany koa ve anareo, sa sa tsy zany?" \v 28 Nagneso an'azy indreo ka nizaka hoe: "Anao gne mpianany, fa iay mpianatr'i mosesy. \v 29 Lalanay fa efa niresaky tamin'i Mosesy Andriamanitry, fa raha zany lelà zany da tsy lalanay zay nihaviany."