plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/08/39.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 39 Namaly indreo ka nizaka tamin'Azy hoe: "Abrahama e rainay." Jesosy nizaka andreo hoe: "Raha zanak'i Abrahama anareo, da hagnano gne asan'i Abrahama. \v 40 Kanefa, ankehitriny anareo mitady hamono anah, zay lelà nizaka taminareo gne marigny zay regniko tamin'Andriamanitry. Abrahama tsy nagnano zany.\v 41 Anareo da magnano gne asan'e rainareo." Hoy indreo tamin'Azy hoe: "Tsy teraky tame fijangajangagny iay; raiky avao gne iabanay: da Andriamanitry. "