plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/08/28.txt

1 line
399 B
Plaintext

\v 28 Hoy Jesosy hoe: "Refa asandratrareo gne Zanak'Olona, da ho fantatrareo fa iao e Izy, ary tsy magnano ndre ino ndre ino ho Anah Iao. Araky gne nampianarin'ny Ray Anah, gne hizakako ireo raha ireo. \v 29 Izy zay nagniraky Anah da miaraky aminah, ary tsy hamela Anah ho raiky Izy, noho Iao magnano zay ankasitrahany mandrakariva." \v 30 Raha nizaka ireo raha ireo Jesosy, da maro gne nino an'Azy.