plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/08/09.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 9 ( Fanamarihagny: Eteo gne fanamarihagny momban'i Jaona 7: 53-8: 11 etsy ambony) Refa naregny zany indreo, da niala tsikiraikiraiky, nanomboky tame zokiny indrindra. Sady e farany da Jesosy raiky avao e sisa tabela teo, niaraky tame viavy zay t'antegnantegnany. \v 10 Ntsangagny Jesosy ka nizaka tamin'azy hoe: "Raviavy, fa lasa aia e mpagnameloky anao? Tsy misy manameloky anao ve? " \v 11 Hoy izy hoe: " Tsy misy tompoko." Ary hoy Jesosy hoe: "Tsy manameloky anao iao. Mandehana da aza manonta koa."]