plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/07/21.txt

1 line
250 B
Plaintext

\v 21 Jesosy namaly da nizaka andreo hoe: "Asa raiky avao gne aniko, sady da Gaga noho izany avakoa anareo.\v 22 Nomen'i Mosesy gne famoràgny anareo (tsy hoe Avy amin'i Mosesy izany, fa avy amin-dreo razagny), da amin'e Sabata da mamora olo anareo.