plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/07/14.txt

1 line
354 B
Plaintext

\v 14 Rehefa nisasaky gne firavoravoagny, da niakatry tame tempoly Jesosy da nanomboky nampianatry.\v 15 Avy teo da Gaga indreo Jiosy, magnano hoe: "Akognaia gne nahezan'io lelà io an'izany raha marobe izany? Izy tsy mba nandalo fenaragny mihintsy." \v 16 Jesosy namaly andreo da nagnano hoe: "Tsy Anà gne fampianarako, fa avy amin'Izy nagniraky Ana.