plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/06/70.txt

1 line
244 B
Plaintext

\v 70 Hoy Jesosy tamindreo hoe: "Tsy Iao me gne nifidy anareo, roy ambin'ny folo, da gne raiky aminareo da devoly? \v 71 Da Jodasy Zanak'I Simona Iskariota gne resahiny, satria Izy, e raiky amin'izy roy ambin'ny folo, izay hamadiky an'i Jesosy.