plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/06/30.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 30 Ka hoy indreo taminazy hoe: "Ino gne famantaragny haninao, mba hahitanay sy hinoanay anao? Ino gne ho ataonao? \v 31 Gne ababenay nihinagny gne mana tame tany foagny, arak'e voasoratry hoe: ' Nomeny mofo avy t'an-dangnitry indreo hoanigny."'