plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/06/26.txt

1 line
397 B
Plaintext

\v 26 Jesosy namaly andreo, nagnano hoe: "Zakaiko aminareo marina, da marina tokôtry, fa mitadia Ana anareo, tsy nohon'e nahitanareo famantaragny, fa nohon'e nihinananareo gne mofo da voky.\v 27 Ka miasa ho an'e hanigny mety levogny, fa miasà ho an'e hanigny izay maharitry hi an'e fiainagny mandrakizay izay homen'e Zanak'Olo anareo, satria Andriamanitra Ray gne nagnisy tombo-kase taminazy."