plt-x-antaifasy_jhn_text_reg/06/10.txt

1 line
458 B
Plaintext

\v 10 Da Jesosy nizaka hoe: "Ampidoboy gne olo" (sady feno ahitry tamin'e toeragny.) da nidoboky gne olo, akevikeviny ho dimy arivo teo gne isany. \v 11 Avy teo Jesosy nangala an'e mofo maro io da rehefa avy nisaotry, da nizara an'izany tamindreo nidoboky teo. Akô izany avakoa gne naniny tamin'igny laoky an-drano igny, da maro gne nilain-dreo. \v 12 Rehefa voky gne olo, da hoy Izy tamin'e mpianatriny hoe: "Aorogny gne sisa tavela, mba tsy hisy ho very."