\v 21 Da hoy koa izy tamindreo hoe: "Andeha iao; hitady Anah anareo sady ho faty ame fahotanareo. Zay andehanako, da tsy ho azonareo andehanagny."\v 22 Hoy e Jiosy hoe: "Hamono tegna ve Izy? zany ve antony nizakany hoe: 'Zay andehanako,tsy azonareo andehanagny'?"