\v 11 Hoy igny viavy igny taminazy hoe: "Tompoko, Anao da tsy managny fanovozagny sady gne fangalan-drano da laligny. Da Akognaia gne hahazaoanao rano velogny? \v 12 Anao da tsy zakabe, sa, noho Jakoba razambentsika, izay magnome anay gne fangalan-drano sy nisotro tam'izany gne tegnany, akô gne nanin-dreo zanany miaraky amin'e biby?"