\v 9 Avy teo hoy igny viavy samaritana igny taminazy hoe: "Akognaia anao, izay Jiosy, gne mangataka aminĂ , iao viavy samaritana ty, rano ho sotroigny?" Fa indreo Jiosy tsy misy hifandraisagny ame samaritana. \v 10 Fa Jesosy namaly da nizaka taminazy hoe: "Raha lalanao gne fagnomezan'Andriamanitry, da gne mizaka aminao hoe: 'omeo iao hosotroiko,' da anao avakoa gne nangataky taminazy, da omeny rano velogny."