\v 16 Fa avy ame fahafenoagny gne nazahoantsika marobe fahasoavagny hagnampy fahasoavagny.\v 17 Fa gne lalĂ gny da nomeny tamy gn'alalan'i Mosesy. Gne fahasoavagny sy fahamarinagny da avy tamy gn' alalan' i Jesosy Kristy. \v 18 Tsy nisy nahita an'Anandriamanitra na ovia na ovia na ovia. fa gn'Andriamanitra iray saady tokagny, iao eo an-tratran'ilay Ray, gne nampafantatry an'Azy.