Hoy i Jesosy tamin'azy hoe: "Raha tiako hipetraky izy mandra- peviako, da midika ino aminao izany? Magnaraha Ana." Da niparitaky teo ame mpirahala izany zaka izany, fa tsy ho faty io mpianatry io. Nefa i Jesosy tsy nizaka tamin'i Petera fa tsy faty e mpianatry hafa, fa hoe: "Raha tiako hipetraky izy mandra-peviako , da midika ino aminao izany?"