\v 28 Avy teo da hoy indreo taminazy hoe: "Ino e tsy maintsy haninay, mba nagnamboaranay ireo asan'Andriamanitra?" \v 29 Jesosy namaly da nizaka tamin-dreo hoe: "Izao gne asan'Andriamanitra: da gne hinoanareo gne raiky nirahiny."