\v 1 \v 3 Tafaran'e Raha maro be io, da nandeha nitsaky gne ranomasin'i Galilia Jesosy, angiagny avakoa hoe ranomasin'i Tiberiasy. Nisy fokonolo marobe \v 2 nagnaraky Anazy satria hitandreo gne famantaragny izay naniny tamign'e marary. Niakatry tamin'e tendrombohitry I Jesosy da nidoboky tegny niaraky tamindreo mpianatriny Izy.