\v 29 Gn'omarain'igny I Jaona nahita an'i Jesosy hagnantogny anazy da nizaka hoe: "Hiteo, ity gne zanak'ondrin'Andriamanitra izay nangala gne fahotan' izao tontontolo izao! \v 30 Ity gne Raiky nizakaiko hoe: 'Gne raiky Tonga avy tafarako da zakabe noho iao, satria talohako Izy.' \v 31 Sady iao tsy tsy nahafantatry an'Azy, fa mba hambarany ame gn'Isiraely izy gne niaviako hambĂ´try batisa ame rano."