(Da gne Paska, gne andro firavoravoan'e Jiosy, da efa akeky.) Da nagnety t'akabĂ´gny Jesosy da nahita fokonolo marobe nagnantogny Anazy, Da hoy Izy tamin'i Filipo hoe: "Aia gne hividianan-tsika mofo mba hafandreo nihinagny?" (Fa Jesosy nizaka an'izany mba hitsapagny an'i Filipo, fa efa fantany gne ho aniny.