\v 27 Tamin'izany fotoagny izany da nipody gne mpianatriny. Da nagnontany tegna indreo hoe nagnino Izy gne miresaky ame viavy, fa tsy nisy nizaka hoe: "Ino gne tadiavinao?" na hoe: "Nagnino Anao rĂ  miresaky amin'azy?"