\v 33 Hoy Jesosy avy teo hoe: "kidy sisa gne fotoagny heresako aminareo, da handea ho ame nagniraky Ana Iao. \v 34 Hitady Ana anareo fa tsy hahita Ana; Gne handianako, tsy ho azonareo andeanagny."