\v 5 Fa ndre indreo ralàny aza tsy nino Anazy. \v 6 Noho izany Jesosy nizaka andreo hoe: "Mbola tsy avy gne fotoagniko, f'izy gne fotoagninareo da vonogny lalandava. \v 7 Tsy afaky gne hankahala anareo izao tontolo izao, fa Iao gne halany satria magnambara fa ratsy gne asany.