\v 54 Fantatr'i abany avy teo fa tamin'io lera io e nizakan'i Jesosy anazy hoe: "Velogny e zanakao." Da nino gne tegnany miaraky amin'e fianakaviany marobe. \v 53 Izany gne famantaragny faharoy nanin'i Jesosy tamin'Izy niala ta Jodia ho a Galilia.