\v 21 Hoy Jesosy taminazy hoe: "Minoa AnĂ , raviavy, fa ho avy gn'andro hideranareo gne Ray da tsy am'ity an-tendrombohitry ty gne tsy a Jerosalema. \v 22 Fa anareo mandoaliky amin'izay fantanareo. Fa Iay da mandoaliky am'izay fantanay, satria gne famonjegny da avy am'e Jiosy.