\v 12 Nizaka tamindreo koa Jesosy, nagnano hoe: "Izaho no fahazavan'zao tontolo zao; zay magnaraky Anah da tsy andeha ame haizigny fa hanagny fiainagny. " \v 13 Hoy indreo Fariseo tamin'Azy hoe: " Anao da magnambara e tegnanao; tsy marigny e fagnambaranao."