\v 10 Fa rehefa niakatry tame firavoravoagny indreo ralàny, da niakatry tagny avakoa Izy avy teo, tsy nisehoseo fa nifiny. \v 11 Nitadia anazy tame firavoravoagny indreo Jiosy sady nizaka hoe: "Aia Izy?"