\v 43 Gn'omaray, Raha te-hiala ho e Galilia Jesosy, da nahita an'i Filipo Izy da nizaka taminazy hoe: "Magnaraha anà." \v 44 Filipo da tonga ta betsahida, tanànan'i Andrea sy Petera. \v 45 Nahita an'i Natanaela i Filipo da nizaka taminazy hoe: "Izy izay nosorata 'i Mosesy tame lalàgniny,da indreo mpaminany, Hitanay Izy, da Jesosy zanak'i Josefa, avy te Nazareta."