\v 26 I Jaona namaly an-dreo, nagnano hoe: "MambĂ´try batisa ame rano iao. Fa ategnategnanareo eo da misy olo raiky mitsangagny izay tsy fantatrareo. \v 27 Izy e raiky avy afarako, sady tsy mendriky ana gne hanataky gne tady kapany."\v 28 E raha marobe zany da natao ta Betania andafin'i Jordana, sady nagnamboaran'i Jaona Batisa.