\v 50 Nikodemosy (raiky tamin'e Fariseo, e avy mialoha taminazy), nizaka hoe: \v 51 "Gne lalĂ gnitsika me ko mitsara olo mialohan'e aregnesagny anazy ka ahafantatry gne naniny?" \v 52 Namaly indreo da nizaka taminazy hoe: "Avy e Galilia avakoa me anao? Mitadiava da iteo fa tsy misy mpaminany avy e Galilia."