\v 19 Tsy nimen'i Mosesy anareo me gne lalàgny? F'izy tsy misy aminareo mitandrigny gne lalàgny. Nohoa anareo gne mitady hamono Ana? \v 20 Namaly gne fokonolo hoe: "Anao da misy demonia. Ia koa gne mitady hamono anao?"