\v 41 Da nalaindreo gne vato. Jesosy nanandratry e masony ka nizaka hoe: "Ray รด, misaotry Anao Aho satria niteno Anaha Anao. \v 42 Fantatriko fa miteno Anaha mandrakariva Anao, fa nohogn'e vahoaky mijoroagnodidigny Anaha no nilazako zany, mba hafahan'izy ireo mino fa Anao no nagniraky Anaha