\v 28Tafaran'izany, refa nahafantatry fa vita gne raha agnaby da mba ho tanteraky gne soratry masigny, da hoy Jesosy hoe: "Te hinondrano iao." \v 29Sady nisy tavoara feno divay masigny nipetraky teo amin'io toeragny io,da nsiandreo divay masigny gne eponjy da notohizany tame hysopa sady napetapetany tame vavan. \v 30Refa ninagny e vinegra Jesosy da hoy Izy hoe: "Efa vita." Nohondrikiny gne lohanysady niala gne fagnahiny.