\v 64 Mbola misy sasany aminareo tsy mino. "Fa Jesosy efa nahafantatry hatramin'e voaloany gne tsy hino da gne hamadiky Anazy. \v 65 Hoy Izy hoe: "Avy amizany e nizakako taminareo fa tsy misy olo afaky magnantogny AnĂ  raha tsy nomen'e Ray Anazy izany."