\v 16 Noho io Raha maro be ireo da nagnenjiky an'i Jesosy indreo Jiosy, satria nagnano gne raha aby io tamign'andro Sabata Izy. \v 17 Da namaly andreo Jesosy hoe: "I Abako da miasa egny ndre am'izao aza, da Iao, avakoa, da miasa." \v 18 Noho izany, da vĂ´maiky mitady hamono Anazy indreo Jiosy tsy nohon'e fagnamboarany tsisy dikany gne Sabata avao, fa gne nagnangihany an'Andriamanitry avakoa hoe Iabany nanokagny, magnano gne tegnany ho nitovy amin'Andriamanitra.